Reférence :
(Sal 50:15 / Mat 11:28)
“ Mankanesa aty Amiko hianareo izay miasa fatratra, sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.”
--------------------------------------------------------------------
1. Reraky ny rendrarendra ve ianao?
Rerak’ireo ditra sy kilalao?
Raiso ireo entanao ka batao
Eo an-tongotr’I Jesoa no apetraho
ENY, ATERO, ENY, ATERO EO AN-TONGOTR’I JESOA
IREO KILALAONAO SY FANIRIANA
ENY, ATERO, ENY, ATERO EO AN-TONGOTR’I JESOA
FA NY ALAHELONAO, HO FIFALIANA
2. Tsy hoe tsy hisy ny raho-mitataho
Tsy hoe tsy hisy ny ora-mitraho
F’ao anatin’ireo zava-manjo
No mbola ahitanao fiadanam-po